|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifototra |
| Fototeny | 2fototra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miraikitra, mifantsika eo amin' ny toerana misy ny tena: Telo taona izao izahay no nifototra teto Toamasina.
5Milozoka, mikely aina, milofo, mikezaka, mifantsika, mimaso: Tsy mety mifototra amin' ny fianarana ny zanakao ka tsy hahay. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be rooted; to be based on.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7être enraciné; être basé sur.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 mifototra, 15 mitofotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|