|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifotitra |
| Fototeny | 2fotitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitoetra hafahafa ka ny tokony ho ambony no lasa ambany: Matetika ity zaza ity no mifotitra rehefa matory eo am-pandriana.
5Mivadika: Mahay mamaky boky mifotitra izy. 6Mandry fady, miray amin' ny olom-pady, izany hoe olona tsy azo vadina fa havana akaiky dia akaiky. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7inverted.
8incestuous. 9turning round as an enraged animal.. [1.2] 10to be turned end for end, to be turned the wrong way. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11êre tourné en sens opposé, être tourné dans le mauvais sens.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|