|
|
|
|
Teny iditra
1
mifongo
Fototeny
2
fon
go
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mijanona ao ampandriana mirakotra tsara; mibonoka.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mifongo
6
Ny lasa :
nifongo
7
Ny hoavy :
hifongo
8
Filaza mandidy :
mifongoa
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12