|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifongatra |
| Fototeny | 2fongatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza zavatra tao anaty tany nohadina ka miseho.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Sortir de terre, de dedans ou de dessous quelque chose, reparaître, revivre, se montrer: Nifongatra avy ao an-kady ny ankizy (Les enfants sortirent tout à coup du fossé) ~ Mifongatra indray izany lamaody izany (Cette mode repara t de nouveau) ~ Mifongatra ny volamena izao (L’or se montre maintenant).
[1.3#184] |
| Ohatra |
6 Dia arosony moramora ao ambaniny ny firombaka dia raotiny amin' izay, ka misatraotra miakatra, dia mifongatra izy mitarika ny amalona.
[1.437#]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 famingotra, 12 mifangotra, 13 mifongatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|