|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifohafoha volo |
| Singan-teny | 2mifohafoha, 3volo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza ny vorona mitsangantsangam-bolo noho ny fampijaliana natao taminy (izany hoe olona nampijalina ka hita miferinaina).
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|