|
|
|
|

Teny iditra1 mifo-nify
Singan-teny  2mifono, 3nify
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza ny ankizy izay misolo vaovao ny nifiny, eo amin' ny fahafito na fahavalon' ny taonany. [1.1]
Voambolana  6 Haiaina 7 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12