|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifatopatotra |
| Fototeny | 2fatopatotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny frantsay |
4s'entrelacer: Mifatopatotra ny vahy (Les lianes s'entrelacent).
5être embarrassé, embrouillé dans ses paroles Mifatopatotra ny lelany (Il est embarrassé pour parler) ~ Mifatopatotra ny teniny (Il est embrouillé dans son language). [1.3#158] |
| Ohatra |
6 etiety ka rahefa mandeha aminy voatery ho matetipamindra ary toa mifatopatotra ny tongotra.
[2.313#101]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|