|
|
|
|

Teny iditra1 mifarombaka
Fototeny  2farombaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mifanesika hanao asa, haka zavatra, hiteny: Nifarombaka naka ny baolina ny mpilalao ka nisy naratra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Se précipiter plusieurs à la fois pour prendre quelque chose, s’empresser plusieurs à la fois pour faire un travail, se presser plusieurs à la fois pour parler: Nifarombaka ny voan-kazo ny ankizy (Les enfants se précipitèrent sur les fruits) ~ Nifarombaka ny borizany mba haka ny entany (Les porteurs se précipitèrent pour prendre leurs paquets) ~ Nifarombaka naka vary tany an-tsaha izy rehetra (Ils s’empressaient tous d’aller chercher le riz à la rizière) ~ Nifarombaka mba handaha-teny izy telo lahy (Ils se pressaient tous les trois pour prendre la parole. [1.3#156]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 mifamboraka, 11 mifarombaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12