|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifaritra |
| Fototeny | 2faritra |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Misy faritra, voafaritra: Tsy azony kasihinany tanintsika satria efa mifaritra mazava tsara.
5Misy dian-javatra na famantarana mipetaka: Misy mifaritra boribory mainty eo amin' ny handriny. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6having a mark, having boundary lines..
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 7 mifaritra, 8 mirafitra, 9 mirifatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|