|
|
|
|

Teny iditra1  mifañoraka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 [Bezanozano] mifamely, mifampitoraka [1.78]
Kamban-teny rehetra  4 mifananika mifanora-bato

Fivaditsoratra  5 mifanakora, 6 mifanaroka, mifañoraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04