|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifanondro |
| Fototeny | 2tondro |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 Zavatra tsy niainan' ny Antakay fahiny ny mifanondro molotra raha misy raharaha niaraha-nanao
[2.245#82]
5 Mifampijery sy mifanondro molotra mandrakariva ireo jiolahy rehefa mihodina azy ity lehibeny voa ny an'ialahy isany, hoy ny iray [2.895#63] |
| Kamban-teny rehetra | 6mifanondro basy aman-defona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|