|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mifanolotra |
| Fototeny | 2olotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mifampikasika: Nifanolotra angaha ny tranonareo taloha?.
5mifanakaiky. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 9mifanolo-body rindrina |
| Teny iditra (2/3) | 10 mifanolotra |
| Fototeny | 11tolotra |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
13Mifanome: Nifanolotra peratra izy ireo.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 17 mifañolotra |
| Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
19mifanila.
[Tanala]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 20 mifañolotra, mifanolotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|