|
|
|
|
Teny iditra
1
mifanojo
Fototeny
2
to
jo
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mifanena, mihaona, mifanehatra:
Nifanojo lahy ny hevitsika mianaka
.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mifanojo
6
Ny lasa :
nifanojo
7
Ny hoavy :
hifanojo
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12