|
|
|
|

Teny iditra1 mifanizina
Fototeny  2hizina
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Tery dia tery ka mifanety aoka izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be crowded close together. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6être serrés les uns contre les autres. [1.8]
Ohatra  7 Nifandimbiasany natao toy izany ilay toerana, farany lavaka lalina no teo, ary noraisiny avy any, mohara anankiray feno tapa-kazo mifanizina ary mifehy vakam-potsy. [2.472]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12