|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mifanipaka
Fototeny  2tsipaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitovy amin' ny mifandaka. [1.1]
5voan'ny fanintona. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6se convulsionner. [1.13]
Ohatra  7 Tsy nandainga tamin' i Patrice aho, raha nilaza fa tsy fantatro, satria eritreritra mifanipaka sy mifamingana no nifanjevo tao anatiko. [2.471]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12 mifanipaka
Sokajin-teny  13 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  14tsy afaka miaraka. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  15incompatible, discordant. [1.13]
Sary 

Fivaditsoratra  16 mifanapaky, 17 mifanipaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12