|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifandrombaka |
| Fototeny | 2rombaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mifaninana manao asa na miteny: Mifandrombaka hanao tsianjery ny mpianatra.
5Mifaninana haka (zavatra) haingana sy an-kery sao lasan' ny sasany: Mifandrombaka voankazo izy dimy lahy. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|