|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifandimby |
| Fototeny | 2dimby |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Misesy mifanarakaraka: Efatra ny filoham-pirenena nifandimby teto hatramin' izay.
5Mifampisolo: Nifandimby izy mirahalahy nitondra ilay entana ~ Nifandimby teny ny andro sy ny alinaa. 6Enti-milaza olona roa na maro mampiasa zavatra tokana mifamadibadika ka mbetika ny iray, mbetika kosa ny iray hafa: Taloha nifandimby sotro ny mpivady vao teo amin' ny sakafom-pampakarana. [1.1] 7mifampisolo toerana. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8se succéder, se remplacer.
[1.13] |
| Ohatra |
9 Ny andro sy ny alina mifandimby hitondra fanadinoana ho anao
[2.471]
10 nifandimby nandahatra koa ireo vahiny telo sisa. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|