|
|
|
|

Teny iditra1 mifandetsy
Fototeny  2letsy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mifanala, izany hoe, ohatra, ka ananan' olona vola ny tena, ka misambotra amin' ny tena kosa indray io olona io, tsy aloa ilay volany fa io fotsiny no analana. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12