|
|
|
|

Teny iditra1 mifañaro
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3mifangaro: Be loatra ny oraña haliña ko mifañaro aby ny fasiña sy ny rihitsa (Avy be ny orana halina ka mifangaro daholo ny fasika sy ny rihitra). [Betsileo] [1.78]

Fivaditsoratra  4 famorina, 5 fanamory, 6 manifora, 7 mifañaro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12