|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifanapa-tsinay |
| Singan-teny | 2mifanapaka, 3tsinay |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ilazana ny mpirahalahy na mpirahavavy na mpianadahy iray tampo, iray reny niteraka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6enfants de même mère.
[1.54] |
| Ohatra |
7 Ny iliny nomeny ny zaodahy sy zaobavy, fa ireo no hazo tapaky ny sampy, fa nifanapa-tsinay tamy ny vady.
[2.293]
|
| Voambolana | 8 Fifandraisana: fianakaviana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|