|
|
|
|

Teny iditra1 mifanantsafa
Fototeny  2antsafa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  4 Mifampiarahaba, dia mifanantsafa hasalamana, dia mifana-dina "vaovao" , dia izay. [2.285]
5 Fahaizany koa ny mifanantsafa amim-pahatsorana toa ny ray aman-dreny sy zanaka amin'ny vahoaka [2.298]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12