|
|
|
|

Teny iditra1  mifañamboho
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 [Tanala] mifampiamboho, mifampitodi-damosina: Kaja mifañamboho laha mijaka amin'olo [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04