|
|
|
|

Teny iditra1 mifañalika
Fototeny  2alika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4Se traiter en chien. [Vezo] [1.68]
Ohatra  5 Raha misy olona miady ka mifanalika dia mbola moramora ihany tamin' ny Malagasy, fa ny manalika firazanana kosa no ompa faran' izay tsy tantin' ny Malagasy indrindra, na inona firazanany na inona. [2.285#]

Fivaditsoratra  6 mifañalika, 7 mifankalay

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12