|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifanalavitra |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
3 Aza mifanalavitra loatra, hoy izy, ary mandrosoa kely Indriana fa takona.
[2.332]
4 mifanalavitra mankaiza anefa isika izao, ataoko ity olona mpiray tanàna? [2.643] 5 Rameva no nampiasain' izy ireo nitetezana tanàna maro sady mifanalavitra. [2.117] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|