|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifanahantsahana |
| Fototeny | 2sahantsahana |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Sahalahala.
[1.1] |
| Ohatra |
5 Ohatra ny miseho eto Afrika manontolo dia mifanahantsahana amin' ny vola fanampiana voaray ao anatin' ny fe-potoana iray ny vola voaondrana amin' izany.
[4.27#2013/10/07]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|