|
|
|
|

Teny iditra1 mifampivazavaza
Sokajin-teny  2 matoantenin' ny mpanao
Ohatra  3 Ao ny mpivady mifampitory mbola mifampivazavaza, ao ny azo namaky trano, ao ny mitaraina very zanaka, ao ny maratra nosakanan' olona teny an-dalambe, ao ny novonoin' olona saka na alika, ao ny nisy nanainga akanjo teny an-tohatohabato, ao ny nokaikerin' ny rafozany fa mamo izy. [2.4]
Haiendriteny 
4 Ny ankehitriny :
5 Ny lasa :
6 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29