|
|
|
|

Teny iditra1 mifampitana
Fototeny  2tana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4se saisir mutuellement. [3.1]
Ohatra  5 Iza no ho resin' ireo raha miaramila samy miaramila izao no mifampitana! [2.472#]
6 Raha mananika làlan-tsarotra, ka mifampitana isika, raha solafaka ny farany, dia hotaritiny hisolafaka ihany koa ny namana voalohany. [2.270#]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10 manatampify, 11 mifampitana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12