|
|
|
|

Teny iditra1 mifampisakambina
Fototeny  2sakambina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Samy mamihina ny vatan' ny an-daniny avy ka ny sandrin-tanan' ny iray ataony ao an-damosin' ny iray: Variana erỳ Rasoa nijery azy roa vao nampakarina mifampisakambina eny andalambe. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12