|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifampilaza |
| Fototeny | 2laza |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny frantsay |
4se dire l'un à l'autre: Gaga izy ireo ka nifampilaza hoe (Ils étaient dans l'admiration et se disaient les uns les autres).
[1.3] |
| Ohatra |
5 Dia mifampilaza raha misy vaovao!
[2.944#]
6 mifampilaza vaovao, mifanakalo vokatra, manao izay hiraisany tanteraka ny olona rehetra amin' izao tontolo izao. [2.332#45] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|