|
|
|
|

Teny iditra1 mifamolaka
Fototeny  2folaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  4 samy tanora ka aza mifamolaka. [2.69]
5 Hianao fary fotsy fanala hetaheta izaho fary manga filalaon-jaza samy ho any ka aza mifanafatra samy tanora ka aza mifamolaka [2.131]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12