|
|
|
|

Teny iditra1 mifafaña
Sokajin-teny  2 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3mitarika anaka (trondro) na manatody (trondro): Mifafaña ny foñe amin'ny sakave (mitarik'anaka ny fony amin'ny lohataona) N.B.: Masiaka ny trondro rehefa mifafaña. [Tanala] [1.78]

Fivaditsoratra  4 fanamafy, 5 mifafaña, 6 mifanafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12