|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifaditra ovana |
| Singan-teny | 2mifaditra, 3ovana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5manala faditra amin' ny ovana (ny ovana dia ilay faritra mihelaka amin' ny hodi-kazo); manala faditra olona iray ka ovana no entina manala azy, tahaka ny ahitra koa indraindray (mifaditra ahitra).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be sorry for some undeserved calamity happening to another; used also as follows: Mifaditra ovana aho, Andriamanitra! (May not such a thing happen to me, O God!).
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|