|
|
|
|
Teny iditra
1
miesikesika
Fototeny
2
esikesika
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mananosarotra raha mamindra noho ny hatavezana.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
miesikesika
6
Ny lasa :
niesikesika
7
Ny hoavy :
hiesikesika
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12