|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miepoka |
| Fototeny | 2epoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mietry, miletaka noho ny manodidina.
5Tsy mipoitra, tsy mitranga (amin' ity hevitra ity, dia fiteny koa ny hoe manepoka): Niepoka (nanepoka) tany an.trano ny anao lahy, nefa ny olona niandry azy tatỳ. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 miepoka, 10 mipaoke, 11 mipoake |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|