|
|
|
|
Teny iditra
1
mienjina
Fototeny
2
enjina
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Miteny, mihetsika toy ny mamo.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mienjina
6
Ny lasa :
nienjina
7
Ny hoavy :
hienjina
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12