|
|
|
|

Teny iditra1 mielatrelatra
Fototeny  2elatrelatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza olona nibonoka tao anaty lamba ka manakifika io lamba io, misehoseho amin' ny rivotra. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12