|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miefitrefitra |
| Fototeny | 2efitrefitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fitokoavana |
4 5 |
| Ohatra |
6 Ary rahefa izany, dia fo tsy manan-tsiny sy tsy miefitrefitra no iraisana tanteraka amin' ny maty rehetra sy ny velona tsy ankanavaka.
[2.296#]
7 Nisy orinasa fambolena sy fiompiana mantsy tao, ary tranon' omby mitomandavana sy miefitrefitra, namatrarana ny tombon' isa avy any Ambatondrazaka. [2.472#] 8 Ireny miefitrefitra ireny, raha tsy dia lafo loatra, ka mihidy amin' ny vy fa tsy amin' ny fampoehana, ary ny misy fivimbinana, fa tsy ireny sakelehina ireny. [2.332#] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
|