|
|
|
|

Teny iditra1  midrohodroho
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsileo] midrahodraho, mikaviavia: Añareo aza dia midrohodroho tahak'io lehe manao raha (Hianareo aza dia mikaviavia sahala amin'io rehefa manao zavatra) [1.78]

Fivaditsoratra  midrohodroho, 4 mihodrohodro

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04