|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 midotse |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Betsileo] mikasika, mampidona: Asa an-dapa ka izay mampidona ny azy amin'ny farany dia samy mody
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 4 midotse |
| Sokajin-teny | 5 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 [Betsileo] mifanila: Iñy lalaña midotse amin'ny tranon-dRafaralahy iny no izy
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|