|
|
|
|

Teny iditra1 midorehitra
Fototeny  2dorehitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4(izay matetika ialohan' ny teny hoe mena) Mena mivaivay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be a bright flaming red. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6être rouge comme le feu. [1.8]
Ohatra  7 Mena midorehitra ny fijery ny trano vita ary samy teny ambany avaratra avokoa izy ireny; [2.470]
8 Ny lokon'ny fitafiana nidorehitra nanaovany dia azo namantarana azy avy hatrany ho mpiantsambo tojo seranana [2.583]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12