|
|
|
|

Teny iditra1 midonaka
Fototeny  2donaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mivoaka setroka: Midonaka izany afo izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to give off smoke. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6donner de la fumée. [1.8]
Ohatra  7 Tsy fantatra intsony lehiroa izay midonaka, na ny kafe hosotroina, na ny afon-drafotsy mpivarotra. [2.470]
8 Tsy fantany fa ny garan' Ankodahoto io, izay nisy nandoro tamin' ny alina, ka mbola nitohy nidonaka foana. [2.472]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 Ikomandà, 14 mandoaky, 15 mandokay, 16 manidoka, 17 midanoka, 18 midonaka, 19 mikadoña, 20 mikodàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02