|
|
|
|
Teny iditra
1
midehandehana
Fototeny
2
dehandehana
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mandeha toa mibehambehana sy miletaleta.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
midehandehana
6
Ny lasa :
nidehandehana
7
Ny hoavy :
hidehandehana
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12