|
|
|
|

Teny iditra1 midanika
Fototeny  2danika
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Mahamay sady manempotra: Midanika ny hainandro.
5Manafana tena eo akaikin' ny afo, mamindro: Mahafinaritra ny midanika amin' ny afo amin' ny andro ririnina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be sultry, to be oppressively hot. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7Se chauffer, se brûler au soleil ; être brûlant, étouffant: Aza midanika toy izany amy ny afo, sao marary ny andohanao (Ne vous chauffez pas ainsi au feu, de peur d'avoir mal à la tête) ~ Midaniha ny hainandro loatra hianao ka valaka (Vous vous chauffez trop au soleil et cela vous fatigue) ~ Midanika ny hainandro (La chaleur est étouffante). [1.3]

Fivaditsoratra  8 dinamika, 9 madinika, 10 mañakidy, manakidy, 11 midañaky, 12 midanika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03