|
|
|
|

Teny iditra1 midabofoka
Fototeny  2dabofoka
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Mianjera indray miantoraka: Nidabofoka ilay omby: hay izy io efa narary hatrany antsaha. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Tomber en bas; être en grand nombre, en grande quantité, comme la poussière qui remplit une chambre. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12