|
|
|
|

Teny iditra1 midababaka
Fototeny  2dababaka
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Feno morona, tondraka, tsy anerany, mihoa-pefy: Tsy tsara raha midababaka ny rano amin' ny ketsa.
5Be loatra: Midababaka loatra ny rano nataonao. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Déborder. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12