|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Michel
![]() |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Ohatra |
3 Niangavian' Atoa michel Razafiarivony ny tenako mba hanolotra ity asa fikarohana nilofosany ity.
[2.606#]
4 Azo lazaina ho mitahiry ny ampahany amin' ny tantaram-pirenentsika ity sangan' asan' i michel Andrianjafy ity. [2.285#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 |
|