Teny iditra | mibosàka | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Milaza tena ho mahay na mahalala zavatra nefa tsy mahay na mahalala zavatra akory, mihambo [1.78] | |
Fivaditsoratra | mibosàka, sakaomby |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |