|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miborosy |
| Fototeny | 2borosy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitovy amin' ny manaborosy: Miborosy ny kiraron-drainy i Solo.
5Faohana na diovina amin' ny borosy: Trano efa niborosy ity ka tsy ilaina hodiovina intsony. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be brushed.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|