|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miboroaka |
| Fototeny | 2boroaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mivoaka hatrany ambadika: Aoka izay fa efa miboroaka ny fantsika.
5Mivoaka avy ao anaty lavaka iray: Voadona ny oron' Ikoto ka niboroaka ny ron' orony. 6Mivoaka, miafara: Miboroaka any Antananarivo itý lalan-kely itý. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to come through on the other side; to spurt out.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8transpercer et sortir de l'autre côté; déboucher.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|