|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mibokoboko |
| Fototeny | 2bòkobòko |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Misy zavatra mivohibohitra, mivohitra vorivory: Tsy nahita tory aho halina azon'ny mibokoboko ny vimiaina amin'ny latsimpara fora.
5Maniry tsimokazo. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6pousser des bourgeons, bourgeonner, avoir plusieurs petites bosses.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10sela mibokobokom-bihy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|